plt_tn/act/07/20.md

506 B

Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka

Io dia mampiditra an'i Mosesy ao anatin'ny tantara.

tsara teo anatrehan'Andriamanitra

Io fehezanteny io dia fomba fiteny izay midika fa i Mosesy dia tsara.

notaizana

DH: "Nikarakara azy ny ray aman-dreniny"

Rehefa navoaka teny ivelany izy

I Mosesy dia "navoaka teny ivelany" noho ny didin'i Farao. DH: "Rehefa napetrak'ireo ray aman-dreniny tany ivelany izy" na "nilaozan'ireo izy"

tahaka ny zanany lahy

"notaizany tahaka ny zanaka naterany"