# Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka Io dia mampiditra an'i Mosesy ao anatin'ny tantara. # tsara teo anatrehan'Andriamanitra Io fehezanteny io dia fomba fiteny izay midika fa i Mosesy dia tsara. # notaizana DH: "Nikarakara azy ny ray aman-dreniny" # Rehefa navoaka teny ivelany izy I Mosesy dia "navoaka teny ivelany" noho ny didin'i Farao. DH: "Rehefa napetrak'ireo ray aman-dreniny tany ivelany izy" na "nilaozan'ireo izy" # tahaka ny zanany lahy "notaizany tahaka ny zanaka naterany"