plt_tn/act/07/11.md

511 B

Ary dia tonga ny mosary

Nitsahatra tsy namokatra intsony ny tany

ireo razantsika

Io dia manambara an'i Jakoba sy ireo zanany lahy izay razambean'ireo olona Jiosy

vary

Ny "vary" no sakafo tena fihinana tamin'izany fotoana izany.

faharoa

"ny fotoana manaraka"

nampahafantatra ny tenany

Nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahin'i Josefa fa izy dia rahalahin'izy ireo koa.

ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao

DH: "Nahafantatra i Farao fa izy ireo dia fianakavian'i Josefa"