# Ary dia tonga ny mosary Nitsahatra tsy namokatra intsony ny tany # ireo razantsika Io dia manambara an'i Jakoba sy ireo zanany lahy izay razambean'ireo olona Jiosy # vary Ny "vary" no sakafo tena fihinana tamin'izany fotoana izany. # faharoa "ny fotoana manaraka" # nampahafantatra ny tenany Nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahin'i Josefa fa izy dia rahalahin'izy ireo koa. # ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao DH: "Nahafantatra i Farao fa izy ireo dia fianakavian'i Josefa"