plt_tn/act/07/11.md

24 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary dia tonga ny mosary
Nitsahatra tsy namokatra intsony ny tany
# ireo razantsika
Io dia manambara an'i Jakoba sy ireo zanany lahy izay razambean'ireo olona Jiosy
# vary
Ny "vary" no sakafo tena fihinana tamin'izany fotoana izany.
# faharoa
"ny fotoana manaraka"
# nampahafantatra ny tenany
Nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahin'i Josefa fa izy dia rahalahin'izy ireo koa.
# ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao
DH: "Nahafantatra i Farao fa izy ireo dia fianakavian'i Josefa"