plt_tn/act/06/05.md

16 lines
458 B
Markdown

# Nahafinaritra ny olona rehetra ny teny nataon'izy ireo
"Tian'ireo mpianatra rehetra ny soso-kevitr'izy ireo"
# Stefana ... ary Nikoleo
Ireo dia anarana Grika ary maneho fa ny lehilahy rehetra voafidy dia avy amin'ny vondron'ireo mpino Jiosy miteny Grika.
# proselyta
Jentilisa izay niova ho amin'ny finoana Jiosy
# nametraka ny tanany tamin'izy ireo
Izany dia mampiseho ny fanomezan-pahasoavana sy andraikitra ary fahefana hoamin'ny asan'ireo fito.