# Nahafinaritra ny olona rehetra ny teny nataon'izy ireo "Tian'ireo mpianatra rehetra ny soso-kevitr'izy ireo" # Stefana ... ary Nikoleo Ireo dia anarana Grika ary maneho fa ny lehilahy rehetra voafidy dia avy amin'ny vondron'ireo mpino Jiosy miteny Grika. # proselyta Jentilisa izay niova ho amin'ny finoana Jiosy # nametraka ny tanany tamin'izy ireo Izany dia mampiseho ny fanomezan-pahasoavana sy andraikitra ary fahefana hoamin'ny asan'ireo fito.