plt_tn/act/06/05.md

458 B

Nahafinaritra ny olona rehetra ny teny nataon'izy ireo

"Tian'ireo mpianatra rehetra ny soso-kevitr'izy ireo"

Stefana ... ary Nikoleo

Ireo dia anarana Grika ary maneho fa ny lehilahy rehetra voafidy dia avy amin'ny vondron'ireo mpino Jiosy miteny Grika.

proselyta

Jentilisa izay niova ho amin'ny finoana Jiosy

nametraka ny tanany tamin'izy ireo

Izany dia mampiseho ny fanomezan-pahasoavana sy andraikitra ary fahefana hoamin'ny asan'ireo fito.