plt_tn/act/04/23.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha niresaka niaharaka ireo olona dia nilaza izay voalazan'ny Salamon'i Davida tao amin'ny Testamenta Taloha.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia manambara ny ambony ireo mpino fa tsy i Petera sy Jaona.

tonga teo amin'ny vahoakany

Ny teny hoe"vahoakany" dia manambara ny ambon'ireo mpino. DH: "nankany amin'ireo mpino hafa"

Niteny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe

Io dia manambara fa ny Fanahy Masina no nanosika an'i Davida hiteny na hanoratra izay nolazain'Andriamanitra.

tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida

Eto ny teny hoe "vava" dia manambara ireo teny izay nolazaina na nosoratan'i Davida. DH: "tamin'ireo tenin'ny raintsika Davida"

Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa, sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy?

Izany dia manamafy ny maha zava-poana ny fanoerana an'Andriamanitra. DH: "Ireo firenena Jentilisa dia tsy tokony ho tezitra ary ireo olona dia tsy tokony nieritreritra zavatra tsy misy ilana azy"

ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy

Ireo " zavatra tsy misy ilana azy" dia miresaka ireo tetika manohitra Andriamanitra. DH: "Ireo olona dia mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy hanoherana an'Andriamanitra.

ireo olona

"vondron'olona"na "foko"