plt_tn/act/04/23.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Raha niresaka niaharaka ireo olona dia nilaza izay voalazan'ny Salamon'i Davida tao amin'ny Testamenta Taloha.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia manambara ny ambony ireo mpino fa tsy i Petera sy Jaona.
# tonga teo amin'ny vahoakany
Ny teny hoe"vahoakany" dia manambara ny ambon'ireo mpino. DH: "nankany amin'ireo mpino hafa"
# Niteny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe
Io dia manambara fa ny Fanahy Masina no nanosika an'i Davida hiteny na hanoratra izay nolazain'Andriamanitra.
# tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida
Eto ny teny hoe "vava" dia manambara ireo teny izay nolazaina na nosoratan'i Davida. DH: "tamin'ireo tenin'ny raintsika Davida"
# Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa, sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy?
Izany dia manamafy ny maha zava-poana ny fanoerana an'Andriamanitra. DH: "Ireo firenena Jentilisa dia tsy tokony ho tezitra ary ireo olona dia tsy tokony nieritreritra zavatra tsy misy ilana azy"
# ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy
Ireo " zavatra tsy misy ilana azy" dia miresaka ireo tetika manohitra Andriamanitra. DH: "Ireo olona dia mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy hanoherana an'Andriamanitra.
# ireo olona
"vondron'olona"na "foko"