# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Raha niresaka niaharaka ireo olona dia nilaza izay voalazan'ny Salamon'i Davida tao amin'ny Testamenta Taloha. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia manambara ny ambony ireo mpino fa tsy i Petera sy Jaona. # tonga teo amin'ny vahoakany Ny teny hoe"vahoakany" dia manambara ny ambon'ireo mpino. DH: "nankany amin'ireo mpino hafa" # Niteny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe Io dia manambara fa ny Fanahy Masina no nanosika an'i Davida hiteny na hanoratra izay nolazain'Andriamanitra. # tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Eto ny teny hoe "vava" dia manambara ireo teny izay nolazaina na nosoratan'i Davida. DH: "tamin'ireo tenin'ny raintsika Davida" # Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa, sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy? Izany dia manamafy ny maha zava-poana ny fanoerana an'Andriamanitra. DH: "Ireo firenena Jentilisa dia tsy tokony ho tezitra ary ireo olona dia tsy tokony nieritreritra zavatra tsy misy ilana azy" # ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy Ireo " zavatra tsy misy ilana azy" dia miresaka ireo tetika manohitra Andriamanitra. DH: "Ireo olona dia mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy hanoherana an'Andriamanitra. # ireo olona "vondron'olona"na "foko"