plt_tn/act/03/17.md

743 B

Ankehitriny

Eto i Petera dia misarika ny sain'ireo mpihaino avy any amin'ilay lehilahy malemy ary nanohy niresaka tamin'izy ireo mivantana.

nanao izany ianareo noho ny tsy fahalalanareo

Ireo mety ho dikany 1) fa ny olona dia tsy nahafantatra fa i Jesosy dia ilay Messia na 2) fa ny olona dia tsy nahazo ny dikan'izay zavatra ataony

oalazan'Andriamanitra mialoha tamin'ny vavan'ireo mpaminany rehetra

Rehefa niteny ireo mpaminany dia Andriamanitra tenany ihany no niteny satria efa niteny azy ireo izay tokony ho lazaina Izy. DH: "Andriamanitra dia nanambara mialoha tamin'ireo mpaminany izay zavatra ho lazaina"

ny vavan'ireo mpaminany rehetra

Eto ny teny "vava" dia maneho ireo teny izay nolazaina na nosoratan'ireo mpaminany"