plt_tn/act/03/17.md

16 lines
743 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ankehitriny
Eto i Petera dia misarika ny sain'ireo mpihaino avy any amin'ilay lehilahy malemy ary nanohy niresaka tamin'izy ireo mivantana.
# nanao izany ianareo noho ny tsy fahalalanareo
Ireo mety ho dikany 1) fa ny olona dia tsy nahafantatra fa i Jesosy dia ilay Messia na 2) fa ny olona dia tsy nahazo ny dikan'izay zavatra ataony
# oalazan'Andriamanitra mialoha tamin'ny vavan'ireo mpaminany rehetra
Rehefa niteny ireo mpaminany dia Andriamanitra tenany ihany no niteny satria efa niteny azy ireo izay tokony ho lazaina Izy. DH: "Andriamanitra dia nanambara mialoha tamin'ireo mpaminany izay zavatra ho lazaina"
# ny vavan'ireo mpaminany rehetra
Eto ny teny "vava" dia maneho ireo teny izay nolazaina na nosoratan'ireo mpaminany"