# Ankehitriny Eto i Petera dia misarika ny sain'ireo mpihaino avy any amin'ilay lehilahy malemy ary nanohy niresaka tamin'izy ireo mivantana. # nanao izany ianareo noho ny tsy fahalalanareo Ireo mety ho dikany 1) fa ny olona dia tsy nahafantatra fa i Jesosy dia ilay Messia na 2) fa ny olona dia tsy nahazo ny dikan'izay zavatra ataony # oalazan'Andriamanitra mialoha tamin'ny vavan'ireo mpaminany rehetra Rehefa niteny ireo mpaminany dia Andriamanitra tenany ihany no niteny satria efa niteny azy ireo izay tokony ho lazaina Izy. DH: "Andriamanitra dia nanambara mialoha tamin'ireo mpaminany izay zavatra ho lazaina" # ny vavan'ireo mpaminany rehetra Eto ny teny "vava" dia maneho ireo teny izay nolazaina na nosoratan'ireo mpaminany"