plt_tn/act/03/09.md

12 lines
398 B
Markdown

# Tsikaritr'izy ireo fa izy ilay lehilahy
"nahafantatra fa izy ilay lehilahy" na "nahafantatra azy ho toy ilay lehilahy"
# Itsaraendrika
Io no anarana nomena ny fidirana mankao amin'ny faritrin'ny tempoly
# feno hagagana sy hatalanjonana izy ireo
ny teny "hagagana" sy "hatalanjonana" eto dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fahatalanjonan'ireo olona. DH: "izy ireo dia tena talanjona tokoa"