plt_tn/act/03/09.md

398 B

Tsikaritr'izy ireo fa izy ilay lehilahy

"nahafantatra fa izy ilay lehilahy" na "nahafantatra azy ho toy ilay lehilahy"

Itsaraendrika

Io no anarana nomena ny fidirana mankao amin'ny faritrin'ny tempoly

feno hagagana sy hatalanjonana izy ireo

ny teny "hagagana" sy "hatalanjonana" eto dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fahatalanjonan'ireo olona. DH: "izy ireo dia tena talanjona tokoa"