# Tsikaritr'izy ireo fa izy ilay lehilahy "nahafantatra fa izy ilay lehilahy" na "nahafantatra azy ho toy ilay lehilahy" # Itsaraendrika Io no anarana nomena ny fidirana mankao amin'ny faritrin'ny tempoly # feno hagagana sy hatalanjonana izy ireo ny teny "hagagana" sy "hatalanjonana" eto dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fahatalanjonan'ireo olona. DH: "izy ireo dia tena talanjona tokoa"