plt_tn/act/02/14.md

742 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Petera dia nanomboka ny teniny tamin'ireo Jiosy izay teo tamin'ny andron'ny Pentekosta.

nitsangana niaraka tamin'izy iraik'ambin'ny folo

Nijoro nanohana ny tenin'i Petera daholo ireo Apostoly rehetra.

Aoka ho fantatrareo izao

Izany dia manambara fa i Petera dia hanazava ny dikany izay nijoron'ireo olona vavolombelona. Azo hadika ko hoe: "Fantaro izao" na "Aleo hoazavaiko anareo izany"

tandremo ireo teniko

I Petera eto dia miresaka ilay zavatra no teneniny. DH: "henoy tsara izay lazaiko"

vao ora fahatelo amin'ny andro izao

"izany dia amin'ny sivy ora maraina". I Petera dia nanantena ireo mpihaino azy ahafantatra fa ireo olona dia tsy mamo aloha be toy izany anatin'ny iray andro.