plt_tn/act/02/14.md

20 lines
742 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Petera dia nanomboka ny teniny tamin'ireo Jiosy izay teo tamin'ny andron'ny Pentekosta.
# nitsangana niaraka tamin'izy iraik'ambin'ny folo
Nijoro nanohana ny tenin'i Petera daholo ireo Apostoly rehetra.
# Aoka ho fantatrareo izao
Izany dia manambara fa i Petera dia hanazava ny dikany izay nijoron'ireo olona vavolombelona. Azo hadika ko hoe: "Fantaro izao" na "Aleo hoazavaiko anareo izany"
# tandremo ireo teniko
I Petera eto dia miresaka ilay zavatra no teneniny. DH: "henoy tsara izay lazaiko"
# vao ora fahatelo amin'ny andro izao
"izany dia amin'ny sivy ora maraina". I Petera dia nanantena ireo mpihaino azy ahafantatra fa ireo olona dia tsy mamo aloha be toy izany anatin'ny iray andro.