# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Petera dia nanomboka ny teniny tamin'ireo Jiosy izay teo tamin'ny andron'ny Pentekosta. # nitsangana niaraka tamin'izy iraik'ambin'ny folo Nijoro nanohana ny tenin'i Petera daholo ireo Apostoly rehetra. # Aoka ho fantatrareo izao Izany dia manambara fa i Petera dia hanazava ny dikany izay nijoron'ireo olona vavolombelona. Azo hadika ko hoe: "Fantaro izao" na "Aleo hoazavaiko anareo izany" # tandremo ireo teniko I Petera eto dia miresaka ilay zavatra no teneniny. DH: "henoy tsara izay lazaiko" # vao ora fahatelo amin'ny andro izao "izany dia amin'ny sivy ora maraina". I Petera dia nanantena ireo mpihaino azy ahafantatra fa ireo olona dia tsy mamo aloha be toy izany anatin'ny iray andro.