plt_tn/act/01/09.md

24 lines
775 B
Markdown

# niandrandra izy ireo
" niandrandra izy ireo." ireo Apostoly dia niandrandra satria niakatra teny amin'ny rahona. DH: "raha nibanjina ny rahona izy ireo"
# nakarina Izy
Izany dia azo atao tso-drafitra. DH : "Niakatra teny amin'ny rahona Izy" na "Andriamanitra dia nampiakatra Azy teny amin'ny rahona"
# ary ny rahona nanakona Azy teo imason' izy ireo
"nisy rahona iray nanakona ka tsy afaka ny nitazana Azy intsony izy ireo"
# nibanjina ny lanitra
"nandinika ny lanitra"na "nijery maharitra ny lanitra"
# Ry lehilahy avy any Galilia
Ireo anjely dia niresaka tamin'ireo Apostoly tahaka ireo lehilahy avy any Galilia.
# hiverina tahaka ny nahitanareo
I Jesosy dia hiverina any amin'ny lanitra, tahaka ny nanakoman'ny rahona Azy rehefa niakatra tany an-danitra Izy.