plt_tn/act/01/09.md

775 B

niandrandra izy ireo

" niandrandra izy ireo." ireo Apostoly dia niandrandra satria niakatra teny amin'ny rahona. DH: "raha nibanjina ny rahona izy ireo"

nakarina Izy

Izany dia azo atao tso-drafitra. DH : "Niakatra teny amin'ny rahona Izy" na "Andriamanitra dia nampiakatra Azy teny amin'ny rahona"

ary ny rahona nanakona Azy teo imason' izy ireo

"nisy rahona iray nanakona ka tsy afaka ny nitazana Azy intsony izy ireo"

nibanjina ny lanitra

"nandinika ny lanitra"na "nijery maharitra ny lanitra"

Ry lehilahy avy any Galilia

Ireo anjely dia niresaka tamin'ireo Apostoly tahaka ireo lehilahy avy any Galilia.

hiverina tahaka ny nahitanareo

I Jesosy dia hiverina any amin'ny lanitra, tahaka ny nanakoman'ny rahona Azy rehefa niakatra tany an-danitra Izy.