# niandrandra izy ireo " niandrandra izy ireo." ireo Apostoly dia niandrandra satria niakatra teny amin'ny rahona. DH: "raha nibanjina ny rahona izy ireo" # nakarina Izy Izany dia azo atao tso-drafitra. DH : "Niakatra teny amin'ny rahona Izy" na "Andriamanitra dia nampiakatra Azy teny amin'ny rahona" # ary ny rahona nanakona Azy teo imason' izy ireo "nisy rahona iray nanakona ka tsy afaka ny nitazana Azy intsony izy ireo" # nibanjina ny lanitra "nandinika ny lanitra"na "nijery maharitra ny lanitra" # Ry lehilahy avy any Galilia Ireo anjely dia niresaka tamin'ireo Apostoly tahaka ireo lehilahy avy any Galilia. # hiverina tahaka ny nahitanareo I Jesosy dia hiverina any amin'ny lanitra, tahaka ny nanakoman'ny rahona Azy rehefa niakatra tany an-danitra Izy.