plt_tn/2th/03/16.md

20 lines
633 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanao fanamarihana famaranana tamin'ireo mpino tany Tesalonika.
# Ilay Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo
Azonao atao ny manazava tsara fa io no vavaka nataon'i Paoly ho an'ireo Tesaloniana. DH: "mivavaka aho mba hanomezan'ny Tompon'ny fiadanana anareo ..."
# Ilay Tompon'ny fiadanana
Izany dia manamafy fa ny Tompo manokana no hanome fiadanana ho an'ireo mpino.
# Ity no fanaovako veloma, izaho Paoly, tamin'ny tanako
"Izaho, Paoly, manoratra ity fanaovam-beloma ity tamin'ny tanako."
# Izao no soratro
Nohazavain'i Paoly fa io taratasy io dia avy aminy fa tsy sandoka.