forked from WA-Catalog/plt_tn
633 B
633 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanao fanamarihana famaranana tamin'ireo mpino tany Tesalonika.
Ilay Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo
Azonao atao ny manazava tsara fa io no vavaka nataon'i Paoly ho an'ireo Tesaloniana. DH: "mivavaka aho mba hanomezan'ny Tompon'ny fiadanana anareo ..."
Ilay Tompon'ny fiadanana
Izany dia manamafy fa ny Tompo manokana no hanome fiadanana ho an'ireo mpino.
Ity no fanaovako veloma, izaho Paoly, tamin'ny tanako
"Izaho, Paoly, manoratra ity fanaovam-beloma ity tamin'ny tanako."
Izao no soratro
Nohazavain'i Paoly fa io taratasy io dia avy aminy fa tsy sandoka.