# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nanao fanamarihana famaranana tamin'ireo mpino tany Tesalonika. # Ilay Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo Azonao atao ny manazava tsara fa io no vavaka nataon'i Paoly ho an'ireo Tesaloniana. DH: "mivavaka aho mba hanomezan'ny Tompon'ny fiadanana anareo ..." # Ilay Tompon'ny fiadanana Izany dia manamafy fa ny Tompo manokana no hanome fiadanana ho an'ireo mpino. # Ity no fanaovako veloma, izaho Paoly, tamin'ny tanako "Izaho, Paoly, manoratra ity fanaovam-beloma ity tamin'ny tanako." # Izao no soratro Nohazavain'i Paoly fa io taratasy io dia avy aminy fa tsy sandoka.