plt_tn/2th/03/10.md

12 lines
401 B
Markdown

# Miraviravy tanana ny sasany
DH: "ny sasany dia miaina fiainana feno fahakamoana" na "ny sasany dia kamo."
# Mpitsabaka
Ny mpitsabaka dia ireo olona izay miditra amin'ny raharahan'ny hafa kanefa tsy nangatahana fanampiana.
# Am-pahanginana
"Amin'ny mangina, amim-piadanana, amin'ny fomba malefaka. "Paoly dia nampirisika ireo mpitsabaka mba hampitsahatra ny fidirana amin'ny raharahan'ny hafa."