plt_tn/2th/03/10.md

401 B

Miraviravy tanana ny sasany

DH: "ny sasany dia miaina fiainana feno fahakamoana" na "ny sasany dia kamo."

Mpitsabaka

Ny mpitsabaka dia ireo olona izay miditra amin'ny raharahan'ny hafa kanefa tsy nangatahana fanampiana.

Am-pahanginana

"Amin'ny mangina, amim-piadanana, amin'ny fomba malefaka. "Paoly dia nampirisika ireo mpitsabaka mba hampitsahatra ny fidirana amin'ny raharahan'ny hafa."