# Miraviravy tanana ny sasany DH: "ny sasany dia miaina fiainana feno fahakamoana" na "ny sasany dia kamo." # Mpitsabaka Ny mpitsabaka dia ireo olona izay miditra amin'ny raharahan'ny hafa kanefa tsy nangatahana fanampiana. # Am-pahanginana "Amin'ny mangina, amim-piadanana, amin'ny fomba malefaka. "Paoly dia nampirisika ireo mpitsabaka mba hampitsahatra ny fidirana amin'ny raharahan'ny hafa."