plt_tn/2th/03/01.md

815 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nangataka ireo mpino mba hivavaka ho azy sy ireo namany.

Ary ankehitriny

Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra.

Rahalahy

Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy."

Mba ho deraina sy homem-boninahitra ny tenin'ny Tompo

Paoly dia miresaka ny fiparitahan'ny tenin'Andriamanitra sahala amin'ny hoe miazakazaka amin'ny toerana iray mankany amin'ny toerana iray.

Mba ho afaka izahay

DH: "mba hamonjen'Andriamanitra antsika" na "mba hanafahan'Andriamanitra antsika."

Fa tsy ny rehetra no manam-pinoana

"Fa maro ny olona no tsy mino an'i Jesosy."

Izay manamafy orina anareo

"Izay hampahery anareo."

Ilay ratsy

"Satana"