# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nangataka ireo mpino mba hivavaka ho azy sy ireo namany. # Ary ankehitriny Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra. # Rahalahy Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy." # Mba ho deraina sy homem-boninahitra ny tenin'ny Tompo Paoly dia miresaka ny fiparitahan'ny tenin'Andriamanitra sahala amin'ny hoe miazakazaka amin'ny toerana iray mankany amin'ny toerana iray. # Mba ho afaka izahay DH: "mba hamonjen'Andriamanitra antsika" na "mba hanafahan'Andriamanitra antsika." # Fa tsy ny rehetra no manam-pinoana "Fa maro ny olona no tsy mino an'i Jesosy." # Izay manamafy orina anareo "Izay hampahery anareo." # Ilay ratsy "Satana"