plt_tn/2th/02/16.md

20 lines
520 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Namarana tamin'ny tso-drano avy amin'Andriamanitra i Paoly.
# Ankehitriny
Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra.
# Aoka ny Tompontsika ... izay tiantsika sy nanome antsika
Ny teny hoe: "antsika" dia manondro ny mpino rehetra.
# Jesosy Kristy Tompo tenany
Eto ny hoe: "tenany" dia manamafy ny hoe "Jesosy Kristy Tompo."
# Hankahery ary hametraka ny fonareo
Ny hoe: "fo" dia manondro ny fietseham-po. "mankahery anao sy manatanjaka anao."