# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Namarana tamin'ny tso-drano avy amin'Andriamanitra i Paoly. # Ankehitriny Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra. # Aoka ny Tompontsika ... izay tiantsika sy nanome antsika Ny teny hoe: "antsika" dia manondro ny mpino rehetra. # Jesosy Kristy Tompo tenany Eto ny hoe: "tenany" dia manamafy ny hoe "Jesosy Kristy Tompo." # Hankahery ary hametraka ny fonareo Ny hoe: "fo" dia manondro ny fietseham-po. "mankahery anao sy manatanjaka anao."