plt_tn/2th/02/16.md

520 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Namarana tamin'ny tso-drano avy amin'Andriamanitra i Paoly.

Ankehitriny

Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra.

Aoka ny Tompontsika ... izay tiantsika sy nanome antsika

Ny teny hoe: "antsika" dia manondro ny mpino rehetra.

Jesosy Kristy Tompo tenany

Eto ny hoe: "tenany" dia manamafy ny hoe "Jesosy Kristy Tompo."

Hankahery ary hametraka ny fonareo

Ny hoe: "fo" dia manondro ny fietseham-po. "mankahery anao sy manatanjaka anao."