plt_tn/2th/02/11.md

613 B

Noho izany antony izany

"Satria ny olona dia tsy tia ny fahamarinana."

Mandefa asan'ny fahadisoana Andriamanitra mba hinoan'izy ireo lainga

Paoly dia miresaka an'Andriamanitra mamela zavatra hitranga amin'ny olona toy ny hoe nandefasany zavatra izy ireo. DH: "Andriamanitra dia namela ny lehilahy mpandika lalàna mba hamitaka azy ireo."

Hotsaraina daholo izy rehetra

DH: "Andriamanitra dia hitsara azy rehetra."

Ireo izay tsy mino ny fahamarinana fa kosa maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana

"Ireo izay maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana satria izy ireo dia tsy mino ny marina."