# Noho izany antony izany "Satria ny olona dia tsy tia ny fahamarinana." # Mandefa asan'ny fahadisoana Andriamanitra mba hinoan'izy ireo lainga Paoly dia miresaka an'Andriamanitra mamela zavatra hitranga amin'ny olona toy ny hoe nandefasany zavatra izy ireo. DH: "Andriamanitra dia namela ny lehilahy mpandika lalàna mba hamitaka azy ireo." # Hotsaraina daholo izy rehetra DH: "Andriamanitra dia hitsara azy rehetra." # Ireo izay tsy mino ny fahamarinana fa kosa maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana "Ireo izay maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana satria izy ireo dia tsy mino ny marina."