plt_tn/2th/02/11.md

16 lines
613 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Noho izany antony izany
"Satria ny olona dia tsy tia ny fahamarinana."
# Mandefa asan'ny fahadisoana Andriamanitra mba hinoan'izy ireo lainga
Paoly dia miresaka an'Andriamanitra mamela zavatra hitranga amin'ny olona toy ny hoe nandefasany zavatra izy ireo. DH: "Andriamanitra dia namela ny lehilahy mpandika lalàna mba hamitaka azy ireo."
# Hotsaraina daholo izy rehetra
DH: "Andriamanitra dia hitsara azy rehetra."
# Ireo izay tsy mino ny fahamarinana fa kosa maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana
"Ireo izay maka fahafinaretana amin'ny tsy fahamarinana satria izy ireo dia tsy mino ny marina."