plt_tn/2th/02/03.md

823 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nampianatra mahakasika ny lehilahy mpandika lalàna.

Fa tsy ho tonga izany

"Tsy ho avy ny andron'ny Tompo."

Ny fianjerana

Izany dia manondro ny fotoana ho avy izay hialan'ny olona maro amin'Andriamanitra.

Ary ny lehilahy mpandika lalàna dia aseho

DH: "ary Andriamanitra dia hampiseho ny lehilahy mpandika lalàna."

Zanaky ny fahasimbana

Paoly dia miresaka ny fahasimbana toy ny olona izay niteraka zazalahy iray izay ny tanjony dia ny handrava tanteraka ny zava-drehetra. DH: "ilay mandrava ny zava-drehetra azony atao."

Izay rehetra antsoina hoe Andriamanitra na izay ivavahana

DH: "izay rehetra heverin'ny olona ho Andriamanitra na izay rehetra ivavahan'ny olona."

Mampiseho ny tenany ho toy ny Andriamanitra

"Maneho ny tenany ho Andriamanitra."