plt_tn/2th/02/03.md

28 lines
823 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nampianatra mahakasika ny lehilahy mpandika lalàna.
# Fa tsy ho tonga izany
"Tsy ho avy ny andron'ny Tompo."
# Ny fianjerana
Izany dia manondro ny fotoana ho avy izay hialan'ny olona maro amin'Andriamanitra.
# Ary ny lehilahy mpandika lalàna dia aseho
DH: "ary Andriamanitra dia hampiseho ny lehilahy mpandika lalàna."
# Zanaky ny fahasimbana
Paoly dia miresaka ny fahasimbana toy ny olona izay niteraka zazalahy iray izay ny tanjony dia ny handrava tanteraka ny zava-drehetra. DH: "ilay mandrava ny zava-drehetra azony atao."
# Izay rehetra antsoina hoe Andriamanitra na izay ivavahana
DH: "izay rehetra heverin'ny olona ho Andriamanitra na izay rehetra ivavahan'ny olona."
# Mampiseho ny tenany ho toy ny Andriamanitra
"Maneho ny tenany ho Andriamanitra."