# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nampianatra mahakasika ny lehilahy mpandika lalàna. # Fa tsy ho tonga izany "Tsy ho avy ny andron'ny Tompo." # Ny fianjerana Izany dia manondro ny fotoana ho avy izay hialan'ny olona maro amin'Andriamanitra. # Ary ny lehilahy mpandika lalàna dia aseho DH: "ary Andriamanitra dia hampiseho ny lehilahy mpandika lalàna." # Zanaky ny fahasimbana Paoly dia miresaka ny fahasimbana toy ny olona izay niteraka zazalahy iray izay ny tanjony dia ny handrava tanteraka ny zava-drehetra. DH: "ilay mandrava ny zava-drehetra azony atao." # Izay rehetra antsoina hoe Andriamanitra na izay ivavahana DH: "izay rehetra heverin'ny olona ho Andriamanitra na izay rehetra ivavahan'ny olona." # Mampiseho ny tenany ho toy ny Andriamanitra "Maneho ny tenany ho Andriamanitra."