plt_tn/2th/01/11.md

745 B

Mivavaka mandrakariva ho anareo ihany koa izahay

Paoly dia manamafy ny faharetan'ny fivavahany ho azy ireo. DH: "Izahay ihany koa dia mivavaka tsy tapaka ho anareo.

Fiantsoana

Eto ny hoe: "fiantsoana" dia manondro an'Andriamanitra izay manondro na misafidy ny olona mba ho zanany, mpanompony, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy.

Mahatanteraka ny faniriana tsara rehetra

"Mahatonga anao hanao ny tsara amin'izay rehetra sitrakao."

Mba omenareo voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika

DH: "mba hanomezanao voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika."

Hanomezany voninahitra anareo

DH: "Jesosy dia hanome voninahitra anareo."

Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitsika

Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra."