# Mivavaka mandrakariva ho anareo ihany koa izahay Paoly dia manamafy ny faharetan'ny fivavahany ho azy ireo. DH: "Izahay ihany koa dia mivavaka tsy tapaka ho anareo. # Fiantsoana Eto ny hoe: "fiantsoana" dia manondro an'Andriamanitra izay manondro na misafidy ny olona mba ho zanany, mpanompony, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy. # Mahatanteraka ny faniriana tsara rehetra "Mahatonga anao hanao ny tsara amin'izay rehetra sitrakao." # Mba omenareo voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika DH: "mba hanomezanao voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika." # Hanomezany voninahitra anareo DH: "Jesosy dia hanome voninahitra anareo." # Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitsika Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra."