plt_tn/2th/01/11.md

24 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mivavaka mandrakariva ho anareo ihany koa izahay
Paoly dia manamafy ny faharetan'ny fivavahany ho azy ireo. DH: "Izahay ihany koa dia mivavaka tsy tapaka ho anareo.
# Fiantsoana
Eto ny hoe: "fiantsoana" dia manondro an'Andriamanitra izay manondro na misafidy ny olona mba ho zanany, mpanompony, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy.
# Mahatanteraka ny faniriana tsara rehetra
"Mahatonga anao hanao ny tsara amin'izay rehetra sitrakao."
# Mba omenareo voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika
DH: "mba hanomezanao voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika."
# Hanomezany voninahitra anareo
DH: "Jesosy dia hanome voninahitra anareo."
# Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitsika
Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra."