plt_tn/2th/01/09.md

16 lines
411 B
Markdown

# Izy ireo dia hijaly
Eto ny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo olona izay tsy mankatoa ny filazantsara.
# Rehefa tonga amin'izany andro izany izy
Eto ny hoe: "izany andro izany" dia ny andro izay hiverenan'i Jesosy eto amin'izao tontolo izao.
# Mba hanomezan'ny olony voninahitra
DH: "ny olony dia hanome voninahitra azy."
# Higagan'ireo rehetra izay nino
DH: "ireo rehetra izay mino dia hatahotra azy."