plt_tn/2th/01/09.md

411 B

Izy ireo dia hijaly

Eto ny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo olona izay tsy mankatoa ny filazantsara.

Rehefa tonga amin'izany andro izany izy

Eto ny hoe: "izany andro izany" dia ny andro izay hiverenan'i Jesosy eto amin'izao tontolo izao.

Mba hanomezan'ny olony voninahitra

DH: "ny olony dia hanome voninahitra azy."

Higagan'ireo rehetra izay nino

DH: "ireo rehetra izay mino dia hatahotra azy."