# Izy ireo dia hijaly Eto ny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo olona izay tsy mankatoa ny filazantsara. # Rehefa tonga amin'izany andro izany izy Eto ny hoe: "izany andro izany" dia ny andro izay hiverenan'i Jesosy eto amin'izao tontolo izao. # Mba hanomezan'ny olony voninahitra DH: "ny olony dia hanome voninahitra azy." # Higagan'ireo rehetra izay nino DH: "ireo rehetra izay mino dia hatahotra azy."