plt_tn/2th/01/03.md

880 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nanome fisaorana ireo mpino tany Tesalonika.

Tokony hisaotra mandrakariva an'Andriamanitra

Paoly dia miresaka fa izy dia tokony hisaotra matetika an'Andriamanitra. DH: "tokony hanome fisaorana matetika an'Andriamanitra."

Rahalahy

Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe mpiray finoana, anisan'izany ny lehihaly sy vehivavy. DH: "Rahalahy sy anabavy."

Fa izany no tsara atao

"Fa izany no zavatra marina tokony atao" na "fa tsara izany."

Ny fitiavanareo tsirairay dia mitombo ho an'ny hafa

"Ianareo dia mifankatia amin-kitsimpo."

Ny hafa

Eto ny hoe: "ny hafa" dia midika hoe ireo Kristiana.

Izahay tenanay

Eto ny hoe: "tenanay" dia ampiasaina mba hanamafisana ny fireharehan'i Paoly.

Ho mendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo

DH: "Andriamanitra dia hihevitra fa mendrika ho anisan'ny fanjakany ianao."