# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nanome fisaorana ireo mpino tany Tesalonika. # Tokony hisaotra mandrakariva an'Andriamanitra Paoly dia miresaka fa izy dia tokony hisaotra matetika an'Andriamanitra. DH: "tokony hanome fisaorana matetika an'Andriamanitra." # Rahalahy Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe mpiray finoana, anisan'izany ny lehihaly sy vehivavy. DH: "Rahalahy sy anabavy." # Fa izany no tsara atao "Fa izany no zavatra marina tokony atao" na "fa tsara izany." # Ny fitiavanareo tsirairay dia mitombo ho an'ny hafa "Ianareo dia mifankatia amin-kitsimpo." # Ny hafa Eto ny hoe: "ny hafa" dia midika hoe ireo Kristiana. # Izahay tenanay Eto ny hoe: "tenanay" dia ampiasaina mba hanamafisana ny fireharehan'i Paoly. # Ho mendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo DH: "Andriamanitra dia hihevitra fa mendrika ho anisan'ny fanjakany ianao."