plt_tn/2th/01/03.md

32 lines
880 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanome fisaorana ireo mpino tany Tesalonika.
# Tokony hisaotra mandrakariva an'Andriamanitra
Paoly dia miresaka fa izy dia tokony hisaotra matetika an'Andriamanitra. DH: "tokony hanome fisaorana matetika an'Andriamanitra."
# Rahalahy
Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe mpiray finoana, anisan'izany ny lehihaly sy vehivavy. DH: "Rahalahy sy anabavy."
# Fa izany no tsara atao
"Fa izany no zavatra marina tokony atao" na "fa tsara izany."
# Ny fitiavanareo tsirairay dia mitombo ho an'ny hafa
"Ianareo dia mifankatia amin-kitsimpo."
# Ny hafa
Eto ny hoe: "ny hafa" dia midika hoe ireo Kristiana.
# Izahay tenanay
Eto ny hoe: "tenanay" dia ampiasaina mba hanamafisana ny fireharehan'i Paoly.
# Ho mendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo
DH: "Andriamanitra dia hihevitra fa mendrika ho anisan'ny fanjakany ianao."