plt_tn/2sa/24/24.md

16 lines
373 B
Markdown

# Tsy hanolotra ...zavatra izay tsy nisasarako aho
DH: "Hanolotra...zavatra izay nandoavako vola ihany aho"
# sekely volafotsy dimampolo
"sekely 50". Ny sekely iray dia 11 grama.
# ho an'ny tany
Eto ny sarinteny hoe "tany" dia midika hoe vahoakan'ny Israely. DH: "ho an'ny vahoakan'ny Israely"
# nampitsahatra ny areti-mandringana
"nampifarana ny areti-mandringana"